|
|
|
|

Teny iditra1  tsara tarehy
Singan-teny  2 tsara, 3 tarehy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 meva, noro, mahafinaritra, mahafatifaty, misy endrika, mahatehotia, hafa kely, baondy, loditra, sady taviny no volony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 beau, de belle apparence [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12